Bokin'ny Tantara 9:28
Ary nangalana soavaly avy tany Egypta sy tany amin’ ny tany rehetra koa Solomona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they brought unto Solomon horses out of Egypt, and out of all lands.
In Context
Read all of Bokin'ny Tantara 9
Cross References
2 Chronicles 1:16Avy tany Egypta no nahazoan’ i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ ny mpandranton’ ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry.
2 Chronicles 9:25Ary Solomona nanana efi-trano efatra arivo fitoeran’ ny soavaly mpitarika kalesy ary soavaly fitaingina roa arivo sy iray alina, izay nataony tao amin’ ireo tanàna fitoeran-kalesy sy tao amin’ ny mpanjaka tany Jerosalema.
Isaiah 31:1Lozan’ izay midìna any Egypta hitady famonjena sy miantehitra amin’ ny soavaly ary matoky ny kalesy, satria maro ireny, sy ny mpitaingin-tsoavaly, satria mahery dia mahery ireny, fa tsy manandrandra ny Iray Masin’ ny Isiraely, na mitady an’ i Jehovah.