Bokin'ny Tantara 9:31
Ary Solomona lasa nodimandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’ i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30Ary Solomona nanjaka efa-polo taona tamin’ ny Isiraely rehetra tany Jerosalema.
Read all of Bokin'ny Tantara 9
Cross References
2 Samuel 7:12Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin’ ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;
1 Kings 2:10Ary Davida dia lasa nodi-mandry any amin’ ny razany ka nalevina ao an-Tanànan’ i Davida.