bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 9 › Bokin'ny Tantara 9:5
Bokin'ny Tantara 9:5
Dia hoy izy tamin’ ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ ny taniko ny amin’ ny teninao sy ny fahendrenao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And she said to the king, It was a true report which I heard in mine own land of thine acts, and of thy wisdom:
In Context
4sy ny hanim-pihinany teo amin’ ny latabany, sy ny fipetrahan’ ny tandapany sy ny fitoeran’ ny mpanompony mbamin’ ny fitafian’ ireo sy ny mpitondra kapoakany sy ny fitafian’ ireo, ary ny ambaratonga izay niakarany ho ao an-tranon’ i Jehovah, dia talanjona terỳ izy.
6Kanefa tsy nino ny filazana aho, raha tsy tonga atỳ, ka ny masoko no mahita; kanjo hay! na dia ny antsasaky ny fahendrenao aza tsy voalaza tamiko akory; fa, indro, mihoatra noho ny laza efa reko ianao.
Read all of Bokin'ny Tantara 9
Cross References
1 Kings 10:6Ka hoy izy tamin’ ny mpanjaka: Marina ny teny efa reko tany amin’ ny taniko ny amin’ ny teninao sy ny fahendrenao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Tantara 9:5