Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:15
Ary tamin’ izao fahatokiana izao dia nikasa hankatỳ aminareo aloha aho (mba hahazoanareo soa fanindroany),
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And in this confidence I was minded to come unto you before, that ye might have a second benefit;
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1
Cross References
Romans 1:11Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
1 Corinthians 4:19Fa ho avy any aminareo faingana aho, raha sitrapon’ ny Tompo, dia ho fantatro izay herin’ ireo mpirehareha ireo, fa tsy ny fiteniny.
2 Corinthians 6:1Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra