bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13:12
Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13:12
Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Greet one another with an holy kiss.
In Context
11Farany, ry rahalahy, mifalia, aoka ho tanteraka ianareo, mandraisa ny fampiononana, miraisa saina, mihavàna; ary Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana ho aminareo.
13Ny olona masìna rehetra manao veloma anareo. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’ Andriamanitra ary ny firaisana amin’ ny Fanahy Masìna.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13
Cross References
1 Corinthians 16:20Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
1 Peter 5:14Mifanaova veloma amin’ ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’ i Kristy anie ny fiadanana.
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13:12