Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13:3
satria ianareo mitady famantarana fa miteny ato anatiko Kristy, Izay tsy malemy aminareo, fa mahery ao aminareo kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Since ye seek a proof of Christ speaking in me, which to you-ward is not weak, but is mighty in you.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 13
Cross References
Matthew 18:18Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo etỳ ambonin’ ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo etỳ ambonin’ ny tany dia hovahana any an-danitra.
1 Corinthians 5:4amin’ ny anaran’ i Jesosy Tompontsika ― rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko omban’ ny herin’ i Jesosy Tompontsika ―
2 Corinthians 2:6Ampy ho amin’ izany olona izany ny fampijaliana nataon’ ny maro,
2 Corinthians 3:1Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?
2 Corinthians 10:8Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin’ ny fahefanay izay nomen’ i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho,