Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:10
Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa, raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason’ i Kristy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2
Cross References
John 20:23na helok’ iza na helok’ iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an’ iza na an’ iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany.
2 Corinthians 5:20Koa dia iraka solon’ i Kristy izahay, toa an’ Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon’ i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin’ Andriamanitra anie ianareo.