The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:12

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:12

Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran’ i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin’ ny Tompo,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Furthermore, when I came to Troas to preach Christ’s gospel, and a door was opened unto me of the Lord,

In Context

11fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.

13dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an’ i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2

Cross References

Acts 16:8Ary rehefa nandalo an’ i Mysia izy, dia nidina nankany Troasy.

Acts 20:8Ary nisy jiro maro teo an-trano ambony izay niangonanay.

1 Corinthians 16:9fa varavarana lehibe no voavoha ho ahy hahazoako miasa tsara, nefa maro ny mpanohitra.

Revelation 3:7Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’ izay masìna, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin’ i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:11Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 2:13 →