Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3:13
ary tsy tahaka an’ i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin’ ny fisalobonana, mba tsy hibanjinan’ ny Zanak’ Isiraely ny faran’ izay nihalevona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Koa amin’ izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia sahy tokoa,
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3
Cross References
Romans 10:4Fa Kristy no faran’ ny lalàna ho fahamarinana ho an’ izay rehetra mino.
Galatians 3:23Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia voambina tao ambanin’ ny lalàna isika ka voahidy ho amin’ ny finoana izay efa haseho ato aoriana.
Colossians 2:17aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an’ i Kristy.