bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3:15
Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3:15
Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, raha vakina ny tenin’ i Mosesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But even unto this day, when Moses is read, the vail is upon their heart.
In Context
14fa efa donto ny sainy; fa ambaraka androany dia mbola tsy nesorina ihany izany fisalobonana izany, raha vakina ny tenin’ ny fanekena taloha, satria ao amin’ i Kristy ihany no anesorana izany.
16Kanefa raha miverina amin’ ny Tompo izy, dia hesorina ihany ny fisalobonana.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 3:15