The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:13

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:13

Ary satria manana izany fanahin’ ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: Nino aho, ka dia niteny, dia mino koa izahay ka miteny;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

We having the same spirit of faith, according as it is written, I believed, and therefore have I spoken; we also believe, and therefore speak;

In Context

12Koa ny fahafatesana no miasa ao aminay, fa ny fiainana kosa ao aminareo.

14fa fantatray fa Izay nanangana an’ i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka aminareo.

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4

Cross References

Psalms 116:10Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.

Acts 15:11Fa mino isika fa ny fahasoavan’ i Jesosy Tompo no hamonjena antsika, dia tahaka ny azy ihany koa.

1 Corinthians 12:9ary ny anankiray finoana, amin’ izany Fanahy izany ihany, ary ny anankiray fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, amin’ izany Fanahy iray izany ihany,

Hebrews 11:1Ary ny finoana no fahatokiana ny amin’ ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:12Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:14 →