Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:9
enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Persecuted, but not forsaken; cast down, but not destroyed;
In Context
8Voageja manodidina izahay, nefa tsy terỳ; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Job 22:29Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.
Psalms 22:1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 37:28Fa Jehovah tia rariny sady tsy hahafoy ny olony masìna; Harovana mandrakizay ireo; Fa taranaky ny ratsy fanahy hofongorana,
Psalms 42:11Toy ny zavatra mahatorotoro ny taolako no fandatsan’ ny fahavaloko ahy, ka hoy izy isan’ andro: Aiza izay Andriamanitrao?
Isaiah 43:2Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo;
Micah 7:8Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; Raha mitoetra ao amin’ ny maizina aho, Dia Jehovah no fahazavana ho ahy.