Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 5:3
fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If so be that being clothed we shall not be found naked.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 5
Cross References
Genesis 3:7Dia nahiratra ny mason’ izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin’ aviavy izy, ka nataony sikina ho azy.
Revelation 3:18dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin’ ny afo, mba hanan-karena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan’ ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.