The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:4

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:4

fa amin’ ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’ Andriamanitra izahay, dia amin’ ny faharetana be, amin’ ny fahoriana, amin’ ny fahaterena, amin’ ny fahantrana,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But in all things approving ourselves as the ministers of God, in much patience, in afflictions, in necessities, in distresses,

In Context

3fa tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin’ inona na amin’ inona, mba tsy homen-tsiny ny fanompoana;

5amin’ ny kapoka, amin’ ny fatorana, amin’ ny tabataba, amin’ ny fisasarana, amin’ ny tsy fahitan-tory, amin’ ny fifadian-kanina,

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6

Cross References

Joel 1:9Efa tapaka tsy ho ao amin’ ny tranon’ i Jehovah ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina; Mitomany ny mpisorona, mpanao fanompoam-pivavahana ho an’ i Jehovah.

Luke 21:19Amin’ ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.

Acts 9:16fa hasehoko azy ny habetsahan’ izay tsy maintsy hiaretany ho voninahitry ny anarako.

Acts 20:34Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy ny niaraka tamiko izay nilainay.

Romans 5:8Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.

Romans 14:18Fa izay manompo an’ i Kristy amin’ izany zavatra izany no sitrak’ Andriamanitra sy eken’ ny olona fa tsara.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:3Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 6:5 →