bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8:15
Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8:15
araka ny voasoratra hoe: Ny nanangona be tsy nanana amby, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As it is written, He that had gathered much had nothing over; and he that had gathered little had no lack.
In Context
14fa ny mba hisy fitoviana, ka amin’ izao ankehitriny izao ny haben’ ny harenareo no hahafaka ny alahelon’ ireo, ary ny haben’ ny haren’ ireo kosa no hahafaka ny alahelonareo, mba hisy fitoviana,
16Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon’ i Titosy ho anareo mitovy amin’ ny ahy.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8
Cross References
Exodus 16:18Ary raha nafatrany tamin’ ny vata omera izany, dia tsy nanana amby ny nanangona be, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy; samy nanangona araka izay fihinany avy izy.
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8:15