Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8:17
Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy, nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For indeed he accepted the exhortation; but being more forward, of his own accord he went unto you.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 8
Cross References
2 Corinthians 8:8Tsy milaza izany ho didy aho, fa noho ny zotom-pon’ ny sasany, mba hizaha toetra ny hamarinan’ ny fitiavanareo koa.
Hebrews 13:22Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, zakao ny teny fananarana; fa efa nanoratra epistily fohifohy ihany ho aminareo aho.