The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1 › Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:10

Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:10

Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If there come any unto you, and bring not this doctrine, receive him not into your house, neither bid him God speed:

In Context

9Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ ny fampianaran’ i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.

11fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ ny ratsy ataony.

Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1

Cross References

Psalms 129:8Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin’ i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran’ i Jehovah no itsofanay rano anareo.

1 Corinthians 5:11Fa ny nanoratako taminareo, dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin’ ny toy izany ianareo.

Galatians 1:8Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.

2 Thessalonians 3:14Ary raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin’ ity epistily ity, mariho izany olona izany, ka aza mikambana aminy, mba hahamenatra azy.

Titus 3:10Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:9Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:11 →