Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1:12
Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ ny ratsy ataony.
13Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.
Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Jaona 1
Cross References
Numbers 12:8Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin’ ny fahitana, fa tsy amin’ ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik’ i Jehovah izy; ka nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’ i Mosesy mpanompoko?
John 16:12Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
John 17:13Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin’ izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
1 Corinthians 16:5Hankatỳ aminareo aho, rehefa namaky an’ i Makedonia ― fa hamaky an’ i Makedonia aho ―
Philemon 1:22Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.
Hebrews 13:23Aoka ho fantatrareo fa efa afaka Timoty rahalahintsika; koa raha tàhiny handeha faingana izy, dia hiaraka aminy hamangy anareo aho.