bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 13 › Boky voalohan'ny Tantara 13:15
Boky voalohan'ny Tantara 13:15
Ary hoy Elisa taminy: Makà tsipìka sy zana-tsipìka. Ary dia naka tsipìka sy zana-tsipìka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Elisha said unto him, Take bow and arrows. And he took unto him bow and arrows.
In Context
14Ary Elisa dia nararin’ ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan’ ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin’ ny tavan’ i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin’ ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!
16Ary hoy izy tamin’ ny mpanjakan’ ny Isiraely: Henjano ny tsipìka. Dia nohenjaniny; ary Elisa nametraka ny tànany teo amin’ ny tanan’ ny mpanjaka.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 13
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 13:15