bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 14 › Boky voalohan'ny Tantara 14:2
Boky voalohan'ny Tantara 14:2
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He was twenty and five years old when he began to reign, and reigned twenty and nine years in Jerusalem. And his mother’s name was Jehoaddan of Jerusalem.
In Context
1Tamin’ ny taona faharoa nanjakan’ i Joasy, zanak’ i Joahaza, mpanjakan’ ny Isiraely, no vao nanjakan’ i Amazia, zanak’ i Joasy, mpanjakan’ ny Joda.
3Ary nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah izy, nefa tsy dia tahaka an’ i Davida rainy; fa tahaka izay rehetra nataon’ i Joasy rainy ihany no nataony.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 14
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 14:2