bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 14 › Boky voalohan'ny Tantara 14:5
Boky voalohan'ny Tantara 14:5
Ary nony tafapetraka tsara teo an-tànany ny fanjakany, dia novonoiny ireo mpanompony izay namono ny mpanjaka rainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, as soon as the kingdom was confirmed in his hand, that he slew his servants which had slain the king his father.
In Context
4Kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa mbola namono zavatra hatao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ ny fitoerana avo ihany ny olona.
6Fa ny zanak’ ireo namono kosa dia tsy mba novonoiny, fa nataony araka izay voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny lalàn’ i Mosesy, izay nandidian’ i Jehovah hoe: Ny ray tsy hatao maty amin’ ny ataon’ ny zanany, ary ny zanaka tsy hatao maty amin’ ny ataon’ ny rainy; fa samy hatao maty amin’ ny fahotany avy ny olona.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 14
Cross References
Exodus 21:12Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hatao maty tokoa;
2 Kings 12:20Ary ny tantaran’ i Joasy sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany?
2 Kings 21:24Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin’ i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an’ i Josia zanany hisolo azy.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 14:5