bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 15 › Boky voalohan'ny Tantara 15:33
Boky voalohan'ny Tantara 15:33
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin’ ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin’ i Zadoka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Five and twenty years old was he when he began to reign, and he reigned sixteen years in Jerusalem. And his mother’s name was Jerusha, the daughter of Zadok.
In Context
32Tamin’ ny taona faharoa nanjakan’ i Peka, zanak’ i Remalia, mpanjakan’ ny Isiraely, no vao nanjakan’ i Jotama, zanak’ i Ozia, mpanjakan’ ny Joda.
34Ary nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah izy; tahaka izay rehetra nataon’ i Ozia rainy no nataony.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 15
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 15:33