Boky voalohan'ny Tantara 18:2
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary nanjaka sivy amby roa-polo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin’ i Zakaria.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Ary nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon’ i Davida rainy.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 18
Cross References
2 Chronicles 29:1Dimy amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin’ i Zakaria.