bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 2 › Boky voalohan'ny Tantara 2:18
Boky voalohan'ny Tantara 2:18
Ary tonga tao aminy indray ireny, raha mbola tao Jeriko ihany izy, dia hoy izy taminy: Tsy nilaza taminareo va aho nanao hoe: Aza mandeha?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they came again to him, (for he tarried at Jericho,) he said unto them, Did I not say unto you, Go not?
In Context
17Ary raha nanery azy ireo mandra-pikaodikaodiny, dia hoy izy: Maniraha ary. Dia naniraka dimam-polo lahy izy; ary nitady azy hateloana ireny, fa tsy nahita.
19Ary hoy ny mponina tao amin’ izany tanàna izany tamin’ i Elisa: Masìna ianao, indro, tsara toerana ity tanàna ity, tompoko, araka izao hitanao izao, saingy ratsy rano, ary ny tany tsy mampahavanon’ anaka.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 2
Cross References
Luke 19:1Ary Jesosy niditra ka nandeha namaky an’ i Jeriko.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 2:18