bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 2 › Boky voalohan'ny Tantara 2:20
Boky voalohan'ny Tantara 2:20
Dia hoy izy: Itondray lovia vaovao aho, ka asio sira ao anatiny. Dia nentiny tany aminy izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, Bring me a new cruse, and put salt therein. And they bring it to him.
In Context
19Ary hoy ny mponina tao amin’ izany tanàna izany tamin’ i Elisa: Masìna ianao, indro, tsara toerana ity tanàna ity, tompoko, araka izao hitanao izao, saingy ratsy rano, ary ny tany tsy mampahavanon’ anaka.
21Ary nivoaka nankany amin’ ilay niandohan’ ny rano izy, dia nanipy sira tao ka nanao hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Efa nahatsara ity rano ity Aho; tsy hisy fahafatesana na tsi-fahavanonan’ anaka intsony hiseho eto.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 2
Cross References
Ezekiel 47:11Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina, fa havela ho sira.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 2:20