Boky voalohan'ny Tantara 20:2
Dia nitodika nankany amin’ ny rindrina izy ka nivavaka tamin’ i Jehovah hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then he turned his face to the wall, and prayed unto the LORD, saying,
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 20
Cross References
1 Kings 8:30Ary henoy ny fifonan’ ny mpanomponao sy ny Isiraely olonao, raha mivavaka manatrika ity fitoerana ity izy; dia mihainoa any an-danitra fonenanao Hianao; eny, mihainoa ka mamelà heloka.
Isaiah 38:2Dia nitodika nankany amin’ ny rindrina Hezekia ka nivavaka tamin’ i Jehovah