The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 21 › Boky voalohan'ny Tantara 21:17

Boky voalohan'ny Tantara 21:17

Ary ny tantaran’ i Manase sisa mbamin’ izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now the rest of the acts of Manasseh, and all that he did, and his sin that he sinned, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?

In Context

16Ary na dia ny rà marina aza dia nalatsak’ i Manase be dia be mandra-pamenony an’ i Jerosalema rehetra, ho fanampin’ ny ota izay nampanotany ny Joda tamin’ ny nanaovany izay ratsy eo imason’ i Jehovah.

18Ary Manase lasa nodi-mandry any amin’ ny razany, dia nalevina teo an-tanimboly eo ala-tranony amin’ ny sahan’ i Oza; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 21

Cross References

2 Kings 8:23Ary ny tantaran’ i Jehorama sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va?

2 Chronicles 33:1Roa ambin’ ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 21:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 21:16Boky voalohan'ny Tantara 21Boky voalohan'ny Tantara 21:18 →