The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 21 › Boky voalohan'ny Tantara 21:23

Boky voalohan'ny Tantara 21:23

Ary ny mpanompon’ i Amona mpanjaka nikomy taminy ka namono azy tao an-tranony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the servants of Amon conspired against him, and slew the king in his own house.

In Context

22Ary nahafoy an’ i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy, fa tsy nandeha tamin’ ny lalan’ i Jehovah.

24Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin’ i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an’ i Josia zanany hisolo azy.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 21

Cross References

1 Kings 16:9Ary Zimry mpanompony, komandin’ ny antsasaky ny kalesiny, nikomy taminy, raha nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon’ i Arza, lehiben’ ny tao an-dapa tao Tirza, izy.

2 Kings 12:20Ary ny tantaran’ i Joasy sisa mbamin’ izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny tantaran’ ny mpanjakan’ ny Joda va izany?

2 Kings 15:25Ary Peka, zanak’ i Remalia, lefiny, dia nikomy taminy ka namely an’ i Pekahia mbamin’ i Argoba sy Aria teo Samaria, tao amin’ ny trano-avo amin’ ny lapa, ary teo amin’ Peka nisy olona dimam-polo lahy tamin’ ny taranak’ i Gileada; koa namono azy izy, dia nanjaka nandimby azy.

2 Chronicles 33:24Dia nikomy taminy ny mpanompony ka namono azy tao an-tranony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 21:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 21:22Boky voalohan'ny Tantara 21Boky voalohan'ny Tantara 21:24 →