Boky voalohan'ny Tantara 24:10
Tamin’ izany andro izany no niakaran’ ny mpanompon’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, hamely an’ i Jerosalema, ary nataony fahirano ny tanàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ary nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah izy tahaka izay rehetra nataon-drainy.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 24
Cross References
2 Kings 25:2Ary nataony fahirano ny tanàna hatramin’ ny taona fahiraika ambin’ ny folo nanjakan’ i Zedekia mpanjaka.