Boky voalohan'ny Tantara 25:20
dia nosamborin’ i Nebozaradana, lehiben’ ny mpiambina, ireo ka nentiny ho any amin’ ny mpanjakan’ i Babylona tao Ribla.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Nebuzar-adan captain of the guard took these, and brought them to the king of Babylon to Riblah:
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 25
Cross References
2 Kings 23:33Ary nafatotr’ i Farao-neko tao Ribla any amin’ ny tany Hamata izy, mba tsy hanjakany any Jerosalema, sady nampandoaviny sazy talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray ny fanjakana.
Lamentations 4:16Ny fahatezeran’ i Jehovah no nampihahakahaka azy, ary tsy mijery azy intsony Izy; Ny mpisorona tsy hajain’ ireny, ary ny antitra tsy amindrany fo.