The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 3 › Boky voalohan'ny Tantara 3:22

Boky voalohan'ny Tantara 3:22

Ary nony nifoha maraina koa ny Moabita, sady efa niposaka ny masoandro ka nitaratra tamin’ ny rano, dia hitany ny rano tandrifiny fa mena tahaka ny rà.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they rose up early in the morning, and the sun shone upon the water, and the Moabites saw the water on the other side as red as blood:

In Context

21Ary rehefa ren’ ny Moabita rehetra fa avy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo, dia nivory izy hatramin’ izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, ka dia niandry teo amin’ ny sisin-taniny.

23Dia hoy izy: Rà io! efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo, ary efa nifamely izy rehetra; koa mamaboa amin’ izao, ry Moaba!

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 3

Cross References

2 Kings 7:6Fa Jehovah efa nampandre ny miaramilan’ ny Syriana ny fikodiadian-kalesy sy ny fandehan’ ny soavaly, dia ny firodondrodon’ ny miaramila be; ary niresaka hoe izy: Injao, fa ny mpanjakan’ ny Isiraely efa nanamby ny mpanjakan’ ny Hetita sy ny mpanjakan’ ny Egyptiana hiady amintsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 3:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 3:21Boky voalohan'ny Tantara 3Boky voalohan'ny Tantara 3:23 →