The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:11

Boky voalohan'ny Tantara 4:11

Ary tamin’ ny indray andro dia tonga tao Elisa ka nipetraka tao amin’ ilay efi-trano ambony ary nandry tao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And it fell on a day, that he came thither, and he turned into the chamber, and lay there.

In Context

10Masìna ianao, andeha isika hanao efi-trano kely ambony rihana; ary hasiantsika fandriana sy latabatra sy seza ary fanaovan-jiro ho azy ao; ary raha tonga eto amintsika izy, dia ao no hipetraka.

12Ary hoy izy tamin’ i Gehazy zatovony: Antsoy ilay Sonemita. Ary rehefa nantsoiny ravehivavy, dia nitsangana teo anatrehany izy.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 4:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 4:10Boky voalohan'ny Tantara 4Boky voalohan'ny Tantara 4:12 →