The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 4 › Boky voalohan'ny Tantara 4:21

Boky voalohan'ny Tantara 4:21

Ary ravehivavy niakatra ka nampandry azy teo amin’ ny fandrian’ ilay lehilahin’ Andriamanitra, dia narindriny ny trano, ka nivoaka izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And she went up, and laid him on the bed of the man of God, and shut the door upon him, and went out.

In Context

20Dia notrotroin’ ilay zatovo izy ka nentiny ho any amin-dreniny, ary nampofoiny izy mandra-pitataovovonan’ ny andro, dia maty.

22Ary niantso ny vadiny izy ka nanao hoe: Masìna ianao, asaovy misy zatovo anankiray mankaty amiko mitondra borikivavy anankiray, fa handeha faingana ho any amin’ ny lehilahin’ Andriamanitra aho, dia hiverina indray.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4

Cross References

1 Kings 17:19Ary hoy Elia taminy: Atolory ahy ny zanakao. Dia naka ny zaza teo an-tratran-dreniny izy ka nitondra azy niakatra ho any an-efi-trano ambony izay nitoerany, ary nampandry azy teo am-pandriany.

2 Kings 4:10Masìna ianao, andeha isika hanao efi-trano kely ambony rihana; ary hasiantsika fandriana sy latabatra sy seza ary fanaovan-jiro ho azy ao; ary raha tonga eto amintsika izy, dia ao no hipetraka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 4:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 4:20Boky voalohan'ny Tantara 4Boky voalohan'ny Tantara 4:22 →