Boky voalohan'ny Tantara 4:24
Ary ravehivavy dia nanisy lasely ny borikivavy, ka hoy izy tamin’ ny zatovony: Ampandehano, izy ka mizora; aza miahotrahotra akory amin’ ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 4
Cross References
Exodus 4:20Dia nalain’ i Mosesy ny vadiny sy ny zananilahy ka nampitaingeniny boriky, dia niverina ho any amin’ ny tany Egypta izy; ary nentin’ i Mosesy teny an-tànany ilay tehin’ Andriamanitra.
1 Samuel 25:20Ary tamin’ izany, nony nitaingina ny borikiny izy ka nidina tao amin’ ny takon’ ny havoana, dia indro, Davida sy ny olony nidina nanatona azy, ary izy nifanena taminy.
1 Kings 13:23Ary rehefa avy nihinana sy nisotro izy, dia nasiany lasely ny boriky hitaingenan’ ilay mpaminany naveriny.