bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 7 › Boky voalohan'ny Tantara 7:11
Boky voalohan'ny Tantara 7:11
Ary niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa nilaza izany tao an-tranon’ ny mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he called the porters; and they told it to the king’s house within.
In Context
10Dia avy izy ka niantso ny mpiambina ny vavahadin-tanàna ary nilaza taminy hoe: Tonga tany an-tobin’ ny Syriana izahay, ary indro fa tsy misy olona ao, na feon’ olona akory aza, fa soavaly mifatotra sy boriky mifatotra, ary ny lay nilaozana fotsiny.
12Ary ny mpanjaka nifoha raha mbola alina ka niteny tamin’ ny mpanompony hoe: Aoka hambarako aminareo ange izao ataon’ ny Syriana amintsika izao e! Fantany fa mosarena isika, ka dia niala tamin’ ny toby izy mba hanotrika any an-tsaha ka nanao hoe: Raha mivoaka avy any an-tanàna izy dia hataontsika sambo-belona, ary dia hidirantsika ny tanàna.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 7
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 7:11