The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 8 › Boky voalohan'ny Tantara 8:29

Boky voalohan'ny Tantara 8:29

Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin’ ny feriny tamin’ ny nahavoazan’ ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria. Ary Ahazia, zanak’ i Jehorama, mpanjakan’ ny Joda, nidina hamangy an’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And king Joram went back to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him at Ramah, when he fought against Hazael king of Syria. And Ahaziah the son of Jehoram king of Judah went down to see Joram the son of Ahab in Jezreel, because he was sick.

In Context

28Ary niaraka tamin’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, izy mba hiady amin’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria, tany Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an’ i Jorama.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 8

Cross References

1 Kings 22:34Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka kitoatoa ka nahavoa ny mpanjakan’ ny Isiraely teo anelanelan’ ny fiarovan-tratrany sy ny eo ambaniny; ka dia hoy izy tamin’ ny mpampandeha ny kalesiny: Ahodino, ka ento miala eto amin’ ny ady aho, fa voa.

2 Kings 9:14Ary Jeho, zanak’ i Josafata, zanak’ i Nimsy, nikomy tamin’ i Jorama (fa Jorama mbamin’ ny Isiraely rehetra niaro an’ i Ramota-gileada noho ny fananihan’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria, azy;

2 Chronicles 22:5Ary ny saina nomen’ ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin’ i Jorama, zanak’ i Ahaba, mpanjakan’ ny Isiraely, izy hiady tamin’ i Hazaela, mpanjakan’ i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an’ i Jorama.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 8:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 8:28Boky voalohan'ny Tantara 8