Epistily faharoa nosoratan'i Petera 1:6
ary amin’ ny fahalalanareo dia fahononam-po, ary amin’ ny fahononam-ponareo dia faharetana, ary amin’ ny faharetanareo dia toe-panahy araka an’ Andriamanitra,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And to knowledge temperance; and to temperance patience; and to patience godliness;
In Context
Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Petera 1
Cross References
Genesis 5:24Ary niara-nandeha tamin’ Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin’ Andriamanitra.
Isaiah 57:1Maty ny marina, nefa tsy misy misaina izany, ary alaina ny olona tsara fanahy, nefa tsy misy mihevitra fa ny marina dia alaina tsy ho azon’ ny loza hanjo.
Luke 21:19Amin’ ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
Romans 2:7ho an’ izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay;
Romans 8:25Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin’ ny faharetana.
1 Corinthians 9:25Ary ny mpihazakazaka rehetra dia mahonon-tena amin’ ny zavatra rehetra. Kanefa ireny dia mitady satro-boninahitra mety ho lò ihany, fa isika kosa ny tsy mety ho lò.