bible.software › Epistily faharoa nosoratan'i Petera › Epistily faharoa nosoratan'i Petera 3 › Epistily faharoa nosoratan'i Petera 3:8
Epistily faharoa nosoratan'i Petera 3:8
Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin’ ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But, beloved, be not ignorant of this one thing, that one day is with the Lord as a thousand years, and a thousand years as one day.
In Context
7fa izao lanitra sy tany ankehitriny izao dia hazonin’ izany teny izany ho amin’ ny afo ka tehirizina ho amin’ ny andro fitsarana sy fandringanana ny ratsy fanahy.
9Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon’ ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin’ ny fibebahana izy rehetra,
Read all of Epistily faharoa nosoratan'i Petera 3
Cross References
Psalms 90:4Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon’ ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin’ ny alina.
1 Corinthians 10:1Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra dia tambanin’ ny rahona, ary izy rehetra namaky ny ranomasina,
This Verse In Other Editions
Study Epistily faharoa nosoratan'i Petera 3:8