bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 1 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:13
Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:13
Ary hoy Davida tamin’ ilay zatovo nanambara taminy: Avy aiza ianao? Ary hoy izy: Zanaky ny vahiny Amalekita aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David said unto the young man that told him, Whence art thou? And he answered, I am the son of a stranger, an Amalekite.
In Context
12Ary nisaona sy nitomany sy nifady hanina ambara-paharivan’ ny andro izy noho ny amin’ i Saoly sy Jonatana zanany sy ny olon’ i Jehovah ary ny taranak’ Isiraely, satria lavon-tsabatra ireny.
14Dia hoy Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr’ i Jehovah?
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 1
Cross References
2 Samuel 1:8Ary hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy izaho taminy: Amalekita aho.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:13