Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:17
Ary Davida nisaona an’ i Saoly sy Jonatana zanany tamin’ izao hira fisaonana izao
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David lamented with this lamentation over Saul and over Jonathan his son:
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 1
Cross References
Genesis 50:11Ary rehefa hitan’ ny Kananita tompon-tany ny fisaonana teo Goren-atada, dia hoy izy: Fisaonana mafy amin’ ny Egyptiana izao; izany no nanaovany ny anarany hoe Abel-Egyptiana, izay ao an-dafin’ i Jordana.
2 Samuel 3:33Ary ny mpanjaka nanao hira fisaonana an’ i Abnera hoe: Tahaka ny fahafatesan’ ny adala va no tokony ho nahafatesan’ i Abnera?
Psalms 35:14Toy ny nisy nanjo ny sakaizako na ny rahalahiko no nandehanako; nitanondrika tamin’ alahelo toy ny fisaona reny aho.