Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:27
Endrey! lavo ny mahery, ary levona ny fiadiana!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How are the mighty fallen, and the weapons of war perished!
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 1
Cross References
2 Samuel 1:25Endrey! lavo teo amin’ ny ady ny mahery voalefona teo amin’ ny havoananao Jonatana.
2 Kings 13:14Ary Elisa dia nararin’ ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan’ ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin’ ny tavan’ i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin’ ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!
Ezekiel 39:9Ary hivoaka ny mponina ao amin’ ny tanànan’ ny Isiraely ka handrehitra sy hitaina ny fiadiana, dia ny ampinga lehibe, ny tsipìka sy ny zana-tsipìka, ny langilangy sy ny lefona, ary hitaina izany mandritra ny fito taona izy;