The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 1 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:7

Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:7

Dia niherika izy ka nahita ahy; ary niantso ahy izy, ka hoy izaho: Inty aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when he looked behind him, he saw me, and called unto me. And I answered, Here am I.

In Context

6Dia nanambara taminy ilay zatovo nanao hoe: Sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho, ary, indro, Saoly nitehina tamin’ ny lefony; ary, indreo, ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy.

8Ary hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy izaho taminy: Amalekita aho.

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 1

Cross References

1 Samuel 22:12Ary hoy Saoly: Mba mihainoa ianao, ry zanak’ i Ahitoba. Ary izy namaly hoe: Inty aho, tompoko.

Isaiah 6:8Ary nandre ny feon’ ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:6Boky voalohan'ny Mpanjaka 1Boky voalohan'ny Mpanjaka 1:8 →