Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:17
Ary ny mponina tao an-tanàna nivoaka hiady amin’ i Joaba, ka nahafatesana ny mpanompon’ i Davida, ary maty koa Oria Hetita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary Joaba naniraka hilaza tsara any amin’ i Davida ny toetry ny ady;
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 11
Cross References
2 Samuel 12:9koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin’ i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin’ ny sabatry ny taranak’ i Amona izy.