Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:18
Ary Joaba naniraka hilaza tsara any amin’ i Davida ny toetry ny ady;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Joab sent and told David all the things concerning the war;
In Context
19ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin’ ny mpanjaka ny toetry ny ady,
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 11
Cross References
2 Kings 10:8Ary tonga ny iraka ka nanambara taminy hoe: Indro, efa nitondra ny lohan’ ny zanakalahin’ ny mpanjaka izy. Ary hoy Jeho: Ampifanongoavy ho roa toko eo anoloan’ ny vavahady mandra-pahamarain’ ny andro.