bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 11 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:19
Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:19
ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin’ ny mpanjaka ny toetry ny ady,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And charged the messenger, saying, When thou hast made an end of telling the matters of the war unto the king,
In Context
18Ary Joaba naniraka hilaza tsara any amin’ i Davida ny toetry ny ady;
20ka tezitra ny mpanjaka ary manao aminao hoe: Nahoana no nanakaiky ny tanàna toy izany ianareo raha niady? Tsy fantatrareo va fa hitifitra eo amin’ ny manda izy?
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 11
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:19