Boky voalohan'ny Mpanjaka 11:26
Ary nony ren’ ny vadin’ i Oria fa maty ny lahy, dia nisaona azy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the wife of Uriah heard that Uriah her husband was dead, she mourned for her husband.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 11
Cross References
Genesis 27:41Ary Esao nanao fo-lentika tamin’ i Jakoba noho ny tso-drano izay nataon-drainy taminy; dia hoy Esao anakampo: Efa antomotra ny andro hisaonana an’ ikaky, dia hamono an’ i Jakoba rahalahiko aho.
2 Samuel 14:2Koa naniraka tany Tekoa nampaka vehivavy hendry tany Joaba ka nanao taminy hoe: Masìna ianao, modia misaona, ka miakanjoa akanjo fisaonana, ary aza mihoso-diloilo ianao, fa manaova tahaka ny vehivavy efa nisaona ela ny maty;