bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:23
Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:23
Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etỳ amiko intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But now he is dead, wherefore should I fast? can I bring him back again? I shall go to him, but he shall not return to me.
In Context
22Ary hoy izy: Fony mbola velona ny zaza, dia nifady hanina sy nitomany tokoa aho: fa hoy izaho: Iza moa no mahalala na mba hamindra fo amiko Jehovah ka hahavelona ny zaza, na tsia?
24Ary Davida nampionona an’ i Batseba vadiny, dia niditra tao aminy ka nandry taminy; ary niteraka zazalahy izy, ka ny anarany nataony hoe Solomona. Ary Jehovah tia azy,
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 12
Cross References
1 Kings 2:2Izaho efa handeha amin’ ny lalan-kalehan’ ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy.
Job 7:10Tsy hiverina any an-tranony intsony izy. Ary tsy hahalala azy intsony ny fonenany.
Luke 23:43Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:23