The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:28

Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:28

Koa vorio ny olona sisa izao, ka mitobia hamely ny tanàna, ary aoka ho afakao izy; fandrao izaho no hahafaka ny tanàna, ka dia hotononina araka ny anarako izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now therefore gather the rest of the people together, and encamp against the city, and take it: lest I take the city, and it be called after my name.

In Context

27Ary Joaba naniraka olona tany amin’ i Davida nanao hoe: Namely an’ i Raba aho ka nahafaka ny tanàna misy rano.

29Ary Davida namory ny vahoaka rehetra, dia nankany Raba ka namely azy ary nahafaka azy.

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 12

Cross References

John 7:18Izay miteny ho azy dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’ izay naniraka azy no marina, ary tsy misy tsi-fahamarinana ao aminy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:27Boky voalohan'ny Mpanjaka 12Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:29 →