bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:29
Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:29
Ary Davida namory ny vahoaka rehetra, dia nankany Raba ka namely azy ary nahafaka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David gathered all the people together, and went to Rabbah, and fought against it, and took it.
In Context
28Koa vorio ny olona sisa izao, ka mitobia hamely ny tanàna, ary aoka ho afakao izy; fandrao izaho no hahafaka ny tanàna, ka dia hotononina araka ny anarako izy.
30Dia nesoriny ny satro-boninahitr’ ilay mpanjaka teny an-dohany talenta volamena iray no lanjany, sady nisy vato soa, ary dia nisatrohan’ i Davida. Ary navoakany tao an-tanàna ny babo azo, ka be dia be ireny.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 12
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 12:29