bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 13 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 13:15
Boky voalohan'ny Mpanjaka 13:15
Ary dia halan’ i Amnona indrindra izy, ka ny fankahalany azy dia be lavitra noho ny fitiavany azy taloha. Dia hoy Amnona taminy: Mitsangàna, mandehana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Amnon hated her exceedingly; so that the hatred wherewith he hated her was greater than the love wherewith he had loved her. And Amnon said unto her, Arise, be gone.
In Context
14Nefa tsy nety nihaino ny feon-drazazavavy izy, fa natanjaka noho izy, dia nisavika azy ka nandry taminy.
16Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao, fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 13
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 13:15